|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 na zovy na zovy |
| Singan-teny | 2na, 3zovy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5na iza na iza.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6whoever.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7quiconque, qui que ce soit, n'importe qui.
[1.3] 8quiconque. [1.8] |
| Ohatra |
9 Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny
[2.366#205]
10 dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654] |
| Tovy hevitra | 11na iza na iza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|